Eo afovoan'ny filôzôfian'i Ubuntu dia ny finoana fa ho an'ny rehetra ny fampiasana solosaina. Miaraka amin'ny fitaovana fampahafahana sy ny safidy amin'ny fanovana ny teny, ny loko ary ny haben-tsoaratra, mahamora ny fampiasana solosaina i Ubuntu, na iza ianao na iza, ary na aiza na aiza no misy anao.
Safidy fampanokanana
-
Fiseho
-
Teknôlôjia fanampiana
-
Fahazakana ny fiteny